Leviathan dari Bangsa Bangsa_
, , , , , losifera, , , , , , , , losifera, , ,
indrindra izany. Rehefa tsipahina ny fitsipi-pahamarinana, dia midanadana ny lalana hanorenan’ ilay andrianan’ ny faharatsiana ny fahefany eto an-tany. Na oviana na oviana no andavana ny didin’ Andriamanitra, dia tsy hita intsony ny mahafahotana ny fahotana na ny toetra mahatsiriritra ananan’ ny fahamarinana. Izay manda ny hilefitra amin’ ny fitondram-panjakan’ Andriamanitra dia tsy hahay mihitsy hitondra ny tenany. Ny fampianarana mampidi-doza entin’ ny olona toy izany dia mamboly ny toetsaina tsy azo fehezina ao am-pon’ ny ankizy sy ny tanora, izay efa tsy mahazaka rahateo ny hofehipehezina, koa ny ho vokany dia fiaraha-monina tsy tan-dalana sy baranahiny. Misy olona marobe manesoeso ny fahatsorampon’ ireo mankatò ny didin’ Andriamanitra, nefa kosa manaiky mora foana ny fitak’ i Satana. Ny filana ambany no ekeny hitondra azy ary ataony ireo fahotana izay nahatonga ny fitsaran’ Andriamanitra hihatra tamin’ ny jentilisa. Izay mampianatra ny olona hanamaivana ny didin’ Andriamanitra dia mamafy tsy fankatoavana ary hijinja tsy fankatoavana. Esory tanteraka ange ireo fepetra apetraky ny lalán’ Andriamanitra. dia ho vetivety foana dia tsy ho voahaja intsony ny lalán’ olombelona Satria raran’ Andriamanitra ny fanao tsy marina, ny fitsiriritana, ny lainga sy ny fitaka, dia vonona ny olona hanitsakitsaka ny lalàny, satria fanankatsankanana ny fahombiazany eo amin’ izao tontolo izao ireny ; nefa ny ho vokatry ny fanafoanana ireo lalàna ireo dia tsy ampoiziny velively. Raha tsy manan-kery intsony ny lalàna, inona no antony tokony hatahorana ny fandikana azy? Tsy ho azo antoka intsony ny fananana. Halain’ ny sasany ankeriny ny fananan’ ny mpifanolobodirindrina aminy, ka izay mahery ihany no hanan-karena. Na dia ny aina aza dia tsy ho voatsimbina. Tsy ho fefy masina hiaro ny ankohonana intsony ny voadin’ ny fanambadiana. Izay matanjaka, raha tiany izany, dia ho afaka haka ankeriny ny vadin’ ny namany. Hofoanana miaraka amin’ ny didy fahefatra ny didy fahadimy. Tsy hiahotra akory ny ankizy handatsaka ny ain’ ny ray aman-dreniny raha izany no ahazoany izay tadiavin’ ny fo ratsiny. Hivadika ho andiam-pangalatra sy mpamono olona izao tontolo izao mandroso, ka ho voaroaka tsy ho eto an-tany ny fandriam-pahalemana sy ny fiadanana ary ny fahasambarana. Namono miandalana ny toe-tsaina mahatsapa andraikitra sy nanafotra faharatsiana an’ izao tontolo izao ny fampianarana milaza fa afaka amin’ ny fankatoavana ny didin’ Andriamanitra ny olona. Mipaoka antsika tahaka ny samonta mahery ny tsy fankatoavandalàna, ny fandaniam-poana sy ny fandraisan-kolikoly. Ao amin’ ny fianakaviana no iasan’ i Satana. Miofaofa ny fanevany, eny na dia ao amin’ ny ankohonana atao hoe Kristiana aza. Hita ao ny fitsiriritana, ao ny fiahiahiana, ny fihatsarambelatsihy, ny fihafahafana, ny fifandirana, ny adilahy, ny fivadiham-pitokisana, ny fanaranam-po amin’ ny filan-dratsy. Ny rafitra manontolon’ ny fotokevitra ara-pivavahana sy ara-pampianarampinoana, izay tokony ho fanorenan’ ny fiaraha-moniria sy fehy ivondronany, dia toa antontan-javatra madiva hirodana sy ho potika. Ny mpanao heloka bevava aiditra am-ponja noho ny ratsy vitany, dia mazana no tototry ny fanomezana sy voakarakara fatratra toy ny olona nahatratra toerana ambony mahatsiriritra. Dradraina ombieniombieny ny toetrany mbamin’ ny heloka bevava vitany. Avoaka an-gazety hatramin’ ny antsipiriany ny 454
haratsiam-panahiny maharikoriko, ary izany dia fampianarana ny hafa hanambaka, hangalatra sy hamono olona toa azy koa. Ary dia mibitaka ery i Satana noho ny fahombiazan’ ny teti-dratsy mahavoafady nataony. Ny fahamaimaizana hanao ratsy, ny famonoan’ olona tsy misy antony, ny fitomboana mahatsiravina amin’ ny tsy fahalalana onony sy ny tsy fahamarinana isan-karazany, dia tokony hampifoha izay rehetra matahotra an’ Andriamanitra mba hihevitra ny amin’ izay azo atao hisakanana ny fisasasasan’ ny faharatsiana. Voavidy ny mpitsara. Ny faniriana hanan-karena sy ny fitiavampahafinaretana ara-nofo no manetsika ny mpitondra. Efa nanamaizina ny sain’ ny maro ny tsy fahalalana onony hany ka efa saiky voafehin’ i Satana manontolo izy ireo. Voarebireby ny mpanao lalána, voakolikoly, voafitaka. Ny fimamoana sy ny fanaranam-po, ny fanandevozan’ ny filana, ny fitsiriritana, ny toetra tsy mahatoky isankarazany, dia hita eo amin’ ireo izay mampihatra ny lalàna. «Nahemotra ny rariny, ary mijanon-davitra ny hitsiny ; fa tafintohina eny ankalalahana ny fahamarinana, ary ny hitsim-po tsy mahazo miditra» 2. Ny faharatsiana sy ny haizina ara-panahy izay nanjaka fony Roma nanampatra ny fahefany no vokatra tsy azo noscrohina avy amin’ ny fandrarany ny Soratra Masina ; fa avy aiza kosa no niavian’ ny toetra tsy mahatoky hita hatraiza hatraiza, ny fitsipahana ny lalàn’ Andriamanitra, ary ny fahalovana naterak’ izany amin’ izao andro amirapiratan’ ny fahazavan’ ny filazantsara sy amin’ izao fotoana isian’ ny fahafahana ara-pivavahana izao? Koa satria tsy azon’ i Satana atao intsony ankehitriny ny manapaka an’ izao tontolo izao amin’ ny fihazonana ny Soratra Masina, koa fomba hafa indray no ampiasainy hanatanterahany io zava-kendreny io ihany. Samy tontosany ny fikasany na amin’ ny fanapotehana ny finoana ny Baiboly, na amin’ ny fanapotehana mivantana ny Baiboly. Ny nampinoany ny olona fa tsy ilaina hotandremana intsony ny didin’ Andriamanitra, dia tena nahataomany azy handika ny lalàna toy ny tsy mahalala mihitsy ireo fitsipika omeny. Ary amin’ izao andro izao, tahaka ny teo aloha, dia miasa amin’ ny alalan’ ny fiangonana izy mba hahalavorary ny zava-kendreny. Ny fiangonana ankehitriny dia nandà tsy hihaino ireo fahamarinana tsy mamim-bahoaka aseho mazava ao amin’ ny Soratra Masina, ary ny fanoherany izany dia nahatonga azy hanaiky hevi-teny tsy marina sy hanao fihetsika izay nanaparitaka eny tontolo eny ny voan’ ny fisalasalana: Nifikitra tamin’ ny hevi-diso papaly ny amin’ ny tsy fahafatesan’ ny olona rahateo sy ny fahatsiarovan’ ny olona saina ao amin’ ny fahafatesana izy, ka nitsipaka ny hany fiarovana amin’ ny fitaka entin’ ny filalaovana angatra. Nitarika olona maro tsy hino ny Baiboly ny fampianarana momba ny fampijaliana mandrakizay. Ary rehefa taomina ny olona hankatò izay lazain’ ny didy fahefatra, dia hita fa tsy maintsy tandremana ny Sabatan’ ny andro fahafito ; koa mba ho fialana amin’ ny adidy tsy tiany hotanterahina, ireo mpampianatra tiam-bahoaka dia milaza fa tsy manan-kery intsony ny didin’ Andriamanitra. Rehefa mitatra ny asa fanavaozana momba ny Sabata, dia hitombo ka saika hahenika izao rehetra izao io fitsipahana ny lalán’ Andriamanitra io mba hialana amin’ ny fitakian’ ny didy fahefatra. Nampidanadana ny varavarana hidiran’ ny tsy finoana ny filalaovana angatra, ny fanaovana zinona ny lalàna masina ny fampianaran’ ny 455
- Page 411 and 412: andriana no re ao aminy». «Fa tsy
- Page 413 and 414: nampinoan’ i Satana azy izany, di
- Page 415 and 416: afo sy solifara ao amin’ ny helo
- Page 417 and 418: drano vokatry ny loza, dia nifidy t
- Page 419 and 420: ehetra izany no natao dia ny mba ah
- Page 421 and 422: kijanona eo amin’ ny voavotra avy
- Page 423 and 424: ny saina mandanjalanja, sy amin’
- Page 425 and 426: amiko» 38. Nolazain’ i Paoly tat
- Page 427 and 428: filozofian’ ny mpanompo sampy, ar
- Page 429 and 430: olona tahaka ny anjelin’ ny mazav
- Page 431 and 432: antitra ninoana tamin’ ny fotoan
- Page 433 and 434: toetry ny olombelona sy ny maty ny
- Page 435 and 436: Hoy Jehovah Tompo : «Ny fitsarana
- Page 437 and 438: olo-marina sy ny ratsy fanahy. Indr
- Page 439 and 440: tarigetra ambony indrindra hotratra
- Page 441 and 442: Marina fa ankehitriny dia miova end
- Page 443 and 444: Asehon’ ny mpaminany Isaia eo ima
- Page 445 and 446: Toko 35—Ny Fahalalahana ny Feon'
- Page 447 and 448: mikitroka manodidina azy ireo Izy.
- Page 449 and 450: Misy fitoviana manaitra amin’ ny
- Page 451 and 452: pahoriana. Mihambo ho solon-tenan
- Page 453 and 454: olombelona ny masony, «izay atao h
- Page 455 and 456: Rehefa hita fa tsy ampy ny didy nav
- Page 457 and 458: tamin’ izany fihemorana izany ane
- Page 459 and 460: firy ny ataony rehefa manaiky ny fa
- Page 461: Mora ny manao sampy amin’ ny hazo
- Page 465 and 466: Sarotra ankehitriny ny manavaka iza
- Page 467 and 468: fitondrampanjakan’ Andriamanitra,
- Page 469 and 470: Toko 37—Fiarovana azo Antoka «Ho
- Page 471 and 472: fitondrana nataon’ ireo mpanohitr
- Page 473 and 474: Masina ho an’ ny tenany ny tsirai
- Page 475 and 476: ny fanapahan-kevitra sahisahy ataon
- Page 477 and 478: Toko 38—Ny Fampitandremana Farany
- Page 479 and 480: fihetsiketsehana mafy mikasika ny f
- Page 481 and 482: indrindra mba hanosorampotaka sy hi
- Page 483 and 484: Hitovy amin’ izay niseho tamin’
- Page 485 and 486: Toko 39—Ny Andro Fahoriana «Ary
- Page 487 and 488: Amin’ izany andro izany, ny vahoa
- Page 489 and 490: aha mamela ny fahotan’ izy ireo n
- Page 491 and 492: Ny andro feno fahoriana sy tebiteby
- Page 493 and 494: mba hanamafy orina ny famitahana az
- Page 495 and 496: ny kibony? Eny mety manadino ihany
- Page 497 and 498: malahelo mitady rano, fa tsy mahita
- Page 499 and 500: tafahoatra taminy. Tao amin’ ny e
- Page 501 and 502: Toko 40—Fanafahana ny Vahoakan’
- Page 503: ireo mpampianatra sandoka. Ireo iza
haratsiam-panahiny maharikoriko, ary izany dia fampianarana ny hafa hanambaka,

hangalatra sy hamono olona toa azy koa. Ary dia mibitaka ery i Satana noho ny

fahombiazan’ ny teti-dratsy mahavoafady nataony. Ny fahamaimaizana hanao ratsy, ny

famonoan’ olona tsy misy antony, ny fitomboana mahatsiravina amin’ ny tsy fahalalana

onony sy ny tsy fahamarinana isan-karazany, dia tokony hampifoha izay rehetra matahotra

an’ Andriamanitra mba hihevitra ny amin’ izay azo atao hisakanana ny fisasasasan’ ny

faharatsiana.

Voavidy ny mpitsara. Ny faniriana hanan-karena sy ny fitiavampahafinaretana ara-nofo

no manetsika ny mpitondra. Efa nanamaizina ny sain’ ny maro ny tsy fahalalana onony hany

ka efa saiky voafehin’ i Satana manontolo izy ireo. Voarebireby ny mpanao lalána,

voakolikoly, voafitaka. Ny fimamoana sy ny fanaranam-po, ny fanandevozan’ ny filana, ny

fitsiriritana, ny toetra tsy mahatoky isankarazany, dia hita eo amin’ ireo izay mampihatra ny

lalàna. «Nahemotra ny rariny, ary mijanon-davitra ny hitsiny ; fa tafintohina eny ankalalahana

ny fahamarinana, ary ny hitsim-po tsy mahazo miditra» 2.

Ny faharatsiana sy ny haizina ara-panahy izay nanjaka fony Roma nanampatra ny

fahefany no vokatra tsy azo noscrohina avy amin’ ny fandrarany ny Soratra Masina ; fa avy

aiza kosa no niavian’ ny toetra tsy mahatoky hita hatraiza hatraiza, ny fitsipahana ny lalàn’

Andriamanitra, ary ny fahalovana naterak’ izany amin’ izao andro amirapiratan’ ny

fahazavan’ ny filazantsara sy amin’ izao fotoana isian’ ny fahafahana ara-pivavahana izao?

Koa satria tsy azon’ i Satana atao intsony ankehitriny ny manapaka an’ izao tontolo izao

amin’ ny fihazonana ny Soratra Masina, koa fomba hafa indray no ampiasainy

hanatanterahany io zava-kendreny io ihany. Samy tontosany ny fikasany na amin’ ny

fanapotehana ny finoana ny Baiboly, na amin’ ny fanapotehana mivantana ny Baiboly. Ny

nampinoany ny olona fa tsy ilaina hotandremana intsony ny didin’ Andriamanitra, dia tena

nahataomany azy handika ny lalàna toy ny tsy mahalala mihitsy ireo fitsipika omeny. Ary

amin’ izao andro izao, tahaka ny teo aloha, dia miasa amin’ ny alalan’ ny fiangonana izy

mba hahalavorary ny zava-kendreny. Ny fiangonana ankehitriny dia nandà tsy hihaino ireo

fahamarinana tsy mamim-bahoaka aseho mazava ao amin’ ny Soratra Masina, ary ny

fanoherany izany dia nahatonga azy hanaiky hevi-teny tsy marina sy hanao fihetsika izay

nanaparitaka eny tontolo eny ny voan’ ny fisalasalana: Nifikitra tamin’ ny hevi-diso papaly

ny amin’ ny tsy fahafatesan’ ny olona rahateo sy ny fahatsiarovan’ ny olona saina ao amin’

ny fahafatesana izy, ka nitsipaka ny hany fiarovana amin’ ny fitaka entin’ ny filalaovana

angatra. Nitarika olona maro tsy hino ny Baiboly ny fampianarana momba ny fampijaliana

mandrakizay. Ary rehefa taomina ny olona hankatò izay lazain’ ny didy fahefatra, dia hita fa

tsy maintsy tandremana ny Sabatan’ ny andro fahafito ; koa mba ho fialana amin’ ny adidy

tsy tiany hotanterahina, ireo mpampianatra tiam-bahoaka dia milaza fa tsy manan-kery

intsony ny didin’ Andriamanitra. Rehefa mitatra ny asa fanavaozana momba ny Sabata, dia

hitombo ka saika hahenika izao rehetra izao io fitsipahana ny lalán’ Andriamanitra io mba

hialana amin’ ny fitakian’ ny didy fahefatra. Nampidanadana ny varavarana hidiran’ ny tsy

finoana ny filalaovana angatra, ny fanaovana zinona ny lalàna masina ny fampianaran’ ny

455