Leviathan dari Bangsa Bangsa_
, , , , , losifera, , , , , , , , losifera, , ,
Raha navela malalaka ho eo amin’ ny hazon’ aina ny olombelona taorian’ ny fahalavoany, dia ho velona mandrakizay izy, ary dia tsy ho fongotra mandrakizay ny fahotana. Nisy kerobima sy ny lelafon’ ny sabatra mihebiheby niambina «ny lalana mankany amin’ ny hazon’ aina» 8. Ary tsy nisy na dia iray aza tamin’ ny fianakavian’ i Adama navela hihoatra io fefy io ka hihinana amin’ ilay voankazo manome aina. Noho izany dia tsy misy na dia iray aza ny mpanota tsy mety maty. Taorian’ ny fahalavoana anefa dia nibaiko ny anjeliny i Satana mba hanao ezaka manokana hanatsofohana ny finoana ny amin’ ny tsy fahafatesana voajanahary ananan’ ny olombelona ; ary rehefa nahataona ny olona handray io hevi-diso io izy ireo, dia notarihiny izy handray ilay fehin-kevitra milaza fa ho velona ao amin’ ny fijaliana mandrakizay ny mpanota. Ankehitriny ny andrianan’ ny maizina dia miasa amin’ ny alalan’ ireo mpiaramiasa aminy mba hampiseho an’ Andriamanitra ho toy ny mpanjaka lozabe, mpamaly faty ka lazaina fa manipy ao amin’ ny helo izay rehetra tsy ankasitrahany, ary manao izay hahatsapan’ izy ireo ny fahatezerany ; ary raha mbola mijaly amin’ ny fangirifiriana tsy hay lazaina sy miolanolana ao anaty lelafo mandrakizay ireo, ny Mpahary azy kosa dia mijery ka afa-po. Amin’ izany fomba izany no anafian’ ilay.mpamitaka fetsilahy ny Mpahary sy Mpanasoa ny taranak’ olombelona amin’ ny toetran’ ny tenany. Toetr’ i Satana ny halozana, Andriamanitra dia fitiavana; ary izay rehetra nohariny dia madio, masina, ary mahateho tia, ambara-pampiditr’ ilay mpikomy lehibe voalohany ny fahotana. I Satana mihitsy no fahavalo izay maka fanahy ny olona hanota, sy mandringana azy avy eo raha azony atao ; ary rehefa azony antoka ny hazany, dia dibo-kafaliana noho ny fandringanana nataony izy. Raha navela hanao izany izy, dia ny taranak’ olombelona manontolo mihitsy no indray noraofiny tao anatin’ ny haratony. Raha tsy ny fisalovanan’ ny herin’ Andriamanitra, dia tsy ho nisy zanakalahy na zanakavavin’ i Adama na iray aza afa-nandositra. Mitady ny handresy ny olona i Satana amin’ izao fotoana izao, tahaka ny nandreseny ireo razambentsika voalohany amin’ ny fanozongozonany ny fitokisan’ Ilay Mpahary azy sy amin’ ny fitarihany azy hisalasala ny amin’ ny fahendren’ ny fitondram-panjakany sy ny fahamarinan’ ny lalàny. Asehon’ i Satana sy ireo irany ho ratsy noho izy Andriamanitra, mba hahazoany manamarina ny haratsian-toetran’ ny tenany sy ny fikomiany. Miezaka ny hanilika ny fahalozana mahatsiravin’ ny toetrany ho amin’ ny Raintsika any an-danitra ilay mpamitaka lehibe, mba hiheverana ny tenany ho toy ny niharan’ ny tsy rariny raha voaroaka avy tany an-danitra, satria tsy nety nilefitra tamin’. ny mpitondra tsy marina toy izany izy. Asehony eo anatrehan’ izao tontolo izao ny fahafana mety hiriariavan’ ny olombelona eo ambanin’ ny fitondrany malalaka, izay mifanohitra amin’ ny fanandevozana didian’ ny lalàna henjan’ i Jehovah. Koa amin’ izany fomba izany no ahombiazany amin’ ny fanambatambazany am-pitaka ny fanahy hiala amin’ ny fanekeny an’ Andriamanitra. Maharikoriko ny fihetseham-po entanim-pitiavana sy famindrampo, sady mandona izay heverintsika ho araka ny rariny sy ny hitsiny ny foto-pinoana milaza fa ampijaliana amin’ ny 406
afo sy solifara ao amin’ ny helo mirehitra mandrakizay ny maty ratsy fanahy; fa ho tambin’ ny fahotana nataony nandritra ny fiainana fohy nivelomany teto an-tany dia hiaritra fampijaliana izy ireo raha mbola velona koa Andriamanitra. Io fampianaram-pinoana io anefa dia nampianarina hatraiza hatraiza ary mbola tafiditra ao amin’ ny fanekem-pinoana kristiana maro. Hoy ny manam-pahaizana ngezalahy iray momba ny teolojia : «Hampitombo ny fahasambaran’ ny olomasina mandrakizay ny fahitana ny fampijaliana ao amin’ ny helo. Rehefa hitan’ izy ireo ny hafa izay tahaka azy ihany sy nateraka teo amin’ ny toe-javatra mitovy tamin’ ny niterahana azy ihany, kanefa latsaka lalina ao anaty fahoriana toy izany, fa izy kosa omem-boninahitra, dia mainka hahatsiaro sambatsambatra ery izy». Ary hoy koa ity anankiray : «Raha mbola mihatra mandrakizay amin’ ireo fanaky ny fahatezerana ny didy fanamelohana, ny setroky ny fijaliany kosa dia hiakatra mandrakizay mandrakizay eo imason’ ireo fanaky ny famindrampo, izay tsy mba manana anjara amin’ izay manjo an’ ireo olona fadiranovana ireo, fa kosa hiteny hoe : Amen, haleloia! derao ny Tompo !» Aiza, ao amin’ ireo takilan’ ny tenin’ Andriamanitra, no ahitana ny fampianarana toy izany ? Moa ve ho foana tsy hisy intsony ao amin’ ireo voavonjy any an-danitra ny fo antra sy feno fangorahana, eny, fa na dia ny fihetseham-po maha-olombelona fotsiny aza ? Moa ve hatakaiozana ny tsy firaharahana ny fanaintainana izany, na ny fahasiahan’ ny olon-dia ? Tsia, sanatria ; tsy izany no fampianaran’ ny Bokin’ Andriamanitra. Ireo izay mampiseho ny fomba fijery voalazan’ ny teny etsy aloha dia mety ho olona ambony fahalalana na tso-po koa aza, saingy voafitaky ny fampianaran-dison’ i Satana izy. Tarihiny izy ireo handika vilana ireo teny mahery vaika ao amin’ Soratra Masina, ka haroany ngidy sy haratsiana mifanaraka amin’ ny toetrany fa tsy amin’ ny an’ ny Mpahary antsika ireo fitenenana ireo. «Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan’ ny ratsy fanahy, fa ny hialan’ ny ratsy fanahy amin’ ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin’ ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo ?»9 Inona no tombon-tsoa ho an’ Andriamanitra raha ekentsika fa finaritra eo am-pijerena ny fampijaliana tsy misy farany Izy ; fà ravoravo Izy eo am-pandrenesana ny toloko sy ny kiakiaka ary ny fitenenan-dratsy ataon’ ireo olona mijaly hazoniny ao amin’ ny lelafon’ ny helo ? Mety ho mozika eo an-tsofin’ Ilay Fitiavana Mandrakizay ve ireny feo mahatsiravina ireny ? Antitranterina fa mampiseho ny fankahalan’ Andriamanitra ny fahotana izay zavatra ratsy manimba ny fiadanana sy filaminana eto amin’ izao rehetra izao ny fampiharany fampijaliana tsy misy fiafarana amin’ ny ratsy fanahy. Fitenenan-dratsy mahatahotra loatra atao amin’ Andriamanitra izany ! Toy ny milaza fa ny fankahalan’ Andriamanitra ny fahotana no antony hampaharetany azy ho mandrakizay. Satria, araka ny fampianaran’ ireo teolojiana ireo, ny fampijaliana tsy ankiato ary tsy misy fanantenana famindrampo dia mampisafoaka ireo olona ratsy fanahy tratran’ izany, ka rehefa mandraraka ny haromotany amin’ ny teny fanozonana sy fitenenan-dratsy an’ Andriamanitra izy, dia mampitombo hatrany hatrany mandritra ny mandrakizay ny vesatry ny helony. Tsy mampisandratra ny 407
- Page 363 and 364: Ny dingana voalohany eo amin’ ny
- Page 365 and 366: I Petera kosa mampiseho antsika ire
- Page 367 and 368: mampianatra ny olona hanao toy izan
- Page 369 and 370: Izao tontolo izao dia mitolo-batana
- Page 371 and 372: ny fisainan’ ny olona, dia tsy ma
- Page 373 and 374: Ireo boky firaketana any an-danitra
- Page 375 and 376: marinan’ i Kristy izy, ka hita fa
- Page 377 and 378: Ny fahotana izay tsy nibebahana sy
- Page 379 and 380: Izay rehetra nandray fahazavana mom
- Page 381 and 382: amin’ ny mamatonalina», no hiavi
- Page 383 and 384: fanapahana, na fahefana»1; koa ny
- Page 385 and 386: mazava tsara ny tena toetry ny fihe
- Page 387 and 388: azy. Nihambo hatrany amin’ ny voa
- Page 389 and 390: nahalala fiatoana nihaza Azy hatrai
- Page 391 and 392: ... ho tahaka ny Avo Indrindra aho
- Page 393 and 394: ny fahotana fa tsy tia izany, na iz
- Page 395 and 396: mahazo matoky isika fa hiaro antsik
- Page 397 and 398: Toko 31—Ny Anjely Tsara sy ny Fan
- Page 399 and 400: Ny tantara ao amin’ ny Testamenta
- Page 401 and 402: Tsy misy zavatra atahoran’ ilay m
- Page 403 and 404: Fantatr’ i Satana tsara fa izay r
- Page 405 and 406: ho an’ ny marina»4. Ary tsy misy
- Page 407 and 408: olona ny asam-panavotana izany, fa
- Page 409 and 410: oviana ny hahalala an’ Andriamani
- Page 411 and 412: andriana no re ao aminy». «Fa tsy
- Page 413: nampinoan’ i Satana azy izany, di
- Page 417 and 418: drano vokatry ny loza, dia nifidy t
- Page 419 and 420: ehetra izany no natao dia ny mba ah
- Page 421 and 422: kijanona eo amin’ ny voavotra avy
- Page 423 and 424: ny saina mandanjalanja, sy amin’
- Page 425 and 426: amiko» 38. Nolazain’ i Paoly tat
- Page 427 and 428: filozofian’ ny mpanompo sampy, ar
- Page 429 and 430: olona tahaka ny anjelin’ ny mazav
- Page 431 and 432: antitra ninoana tamin’ ny fotoan
- Page 433 and 434: toetry ny olombelona sy ny maty ny
- Page 435 and 436: Hoy Jehovah Tompo : «Ny fitsarana
- Page 437 and 438: olo-marina sy ny ratsy fanahy. Indr
- Page 439 and 440: tarigetra ambony indrindra hotratra
- Page 441 and 442: Marina fa ankehitriny dia miova end
- Page 443 and 444: Asehon’ ny mpaminany Isaia eo ima
- Page 445 and 446: Toko 35—Ny Fahalalahana ny Feon'
- Page 447 and 448: mikitroka manodidina azy ireo Izy.
- Page 449 and 450: Misy fitoviana manaitra amin’ ny
- Page 451 and 452: pahoriana. Mihambo ho solon-tenan
- Page 453 and 454: olombelona ny masony, «izay atao h
- Page 455 and 456: Rehefa hita fa tsy ampy ny didy nav
- Page 457 and 458: tamin’ izany fihemorana izany ane
- Page 459 and 460: firy ny ataony rehefa manaiky ny fa
- Page 461 and 462: Mora ny manao sampy amin’ ny hazo
- Page 463 and 464: haratsiam-panahiny maharikoriko, ar
Raha navela malalaka ho eo amin’ ny hazon’ aina ny olombelona taorian’ ny

fahalavoany, dia ho velona mandrakizay izy, ary dia tsy ho fongotra mandrakizay ny

fahotana. Nisy kerobima sy ny lelafon’ ny sabatra mihebiheby niambina «ny lalana

mankany amin’ ny hazon’ aina» 8. Ary tsy nisy na dia iray aza tamin’ ny fianakavian’ i

Adama navela hihoatra io fefy io ka hihinana amin’ ilay voankazo manome aina. Noho

izany dia tsy misy na dia iray aza ny mpanota tsy mety maty.

Taorian’ ny fahalavoana anefa dia nibaiko ny anjeliny i Satana mba hanao ezaka

manokana hanatsofohana ny finoana ny amin’ ny tsy fahafatesana voajanahary ananan’ ny

olombelona ; ary rehefa nahataona ny olona handray io hevi-diso io izy ireo, dia notarihiny

izy handray ilay fehin-kevitra milaza fa ho velona ao amin’ ny fijaliana mandrakizay ny

mpanota. Ankehitriny ny andrianan’ ny maizina dia miasa amin’ ny alalan’ ireo mpiaramiasa

aminy mba hampiseho an’ Andriamanitra ho toy ny mpanjaka lozabe, mpamaly faty

ka lazaina fa manipy ao amin’ ny helo izay rehetra tsy ankasitrahany, ary manao izay

hahatsapan’ izy ireo ny fahatezerany ; ary raha mbola mijaly amin’ ny fangirifiriana tsy hay

lazaina sy miolanolana ao anaty lelafo mandrakizay ireo, ny Mpahary azy kosa dia mijery

ka afa-po.

Amin’ izany fomba izany no anafian’ ilay.mpamitaka fetsilahy ny Mpahary sy

Mpanasoa ny taranak’ olombelona amin’ ny toetran’ ny tenany. Toetr’ i Satana ny halozana,

Andriamanitra dia fitiavana; ary izay rehetra nohariny dia madio, masina, ary mahateho tia,

ambara-pampiditr’ ilay mpikomy lehibe voalohany ny fahotana. I Satana mihitsy no

fahavalo izay maka fanahy ny olona hanota, sy mandringana azy avy eo raha azony atao ;

ary rehefa azony antoka ny hazany, dia dibo-kafaliana noho ny fandringanana nataony izy.

Raha navela hanao izany izy, dia ny taranak’ olombelona manontolo mihitsy no indray

noraofiny tao anatin’ ny haratony. Raha tsy ny fisalovanan’ ny herin’ Andriamanitra, dia tsy

ho nisy zanakalahy na zanakavavin’ i Adama na iray aza afa-nandositra.

Mitady ny handresy ny olona i Satana amin’ izao fotoana izao, tahaka ny nandreseny

ireo razambentsika voalohany amin’ ny fanozongozonany ny fitokisan’ Ilay Mpahary azy sy

amin’ ny fitarihany azy hisalasala ny amin’ ny fahendren’ ny fitondram-panjakany sy ny

fahamarinan’ ny lalàny. Asehon’ i Satana sy ireo irany ho ratsy noho izy Andriamanitra,

mba hahazoany manamarina ny haratsian-toetran’ ny tenany sy ny fikomiany. Miezaka ny

hanilika ny fahalozana mahatsiravin’ ny toetrany ho amin’ ny Raintsika any an-danitra ilay

mpamitaka lehibe, mba hiheverana ny tenany ho toy ny niharan’ ny tsy rariny raha voaroaka

avy tany an-danitra, satria tsy nety nilefitra tamin’. ny mpitondra tsy marina toy izany izy.

Asehony eo anatrehan’ izao tontolo izao ny fahafana mety hiriariavan’ ny olombelona eo

ambanin’ ny fitondrany malalaka, izay mifanohitra amin’ ny fanandevozana didian’ ny

lalàna henjan’ i Jehovah. Koa amin’ izany fomba izany no ahombiazany amin’ ny

fanambatambazany am-pitaka ny fanahy hiala amin’ ny fanekeny an’ Andriamanitra.

Maharikoriko ny fihetseham-po entanim-pitiavana sy famindrampo, sady mandona izay

heverintsika ho araka ny rariny sy ny hitsiny ny foto-pinoana milaza fa ampijaliana amin’ ny

406