Leviathan dari Bangsa Bangsa_
, , , , , losifera, , , , , , , , losifera, , ,
teo amin’ ny olona. Mba ahazoany tombon-tsoa sy voninahitra eo amin’ izao tontolo izao, dia voatarika ny fiangonana hitady ny fanohanany sy ny fiarovan’ ireo olona ambony eto amin’ izao tontolo izao ; ary rehefa nandà an’ i Kristy tamin’ ny fomba toy izany izy, dia voataona hilefitra eo ambany fanapahan’ ny solontenan’ i Satana sy hankato azy dia ny evekan’ i Roma izany. Iray amin’ ny fampianarana fototra teo amin’ ny fivavahan’ i Roma, ny maha-loha, hita vatana ny fiangonan’ i Kristy manerana ny tany ny papa, izay nomena ny fahefana ambony indrindra amin’ ny eveka sy ny mpitandrina amin’ ny faritra rehetra eto amin’ izao tontolo izao. Mihoatra noho izany dia ny anaran’ Andriamanitra mihitsy no nomena ny papa. Namboamboarina hoe : «ny papa Tompo Andriamanitra)) (jereo Fanampiny), ary nambara fa tsy mety diso izy. Mitaky ny fiankohofan’ ny olona rehetra izy. Ny fihamboana nataon’ i Satana tany an-efitra nakany fanahy an’ i Jesosy, dia mbola ataony indray amin’ ny alalan’ ny Fiangonan’ i Roma, ary vahoaka marobe no vonona hilefitra aminy sy hankalaza azy. Ireo izay matahotra sy manoine voninahitra an’ Andriamanitra kosa dia nisetra io fahasiahany manakatra ny lanitra io, tahaka ny nisetran’ i Kristy ny fitaoman’ ny fahavalo fetsy tamin’ ny fitenenana hoe : «Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao» 2. Andriamanitra na oviana na oviana tsy nanao teny tsy loa-body ka nanendry olona ho lohan’ ny fiangonana. Mifanohitra mivantana amin’ ny fampianarah’ ny Soratra Masina ny foto-pinoana momba ny fahefana fara-tampon’ ny papa. Tsy mety hanana fahefana amin’ ny Fiangonan’ i Kristy ny papa raha tsy naka izany an-keriny. Nohitrikitrihan’ ny Romanista ny fiampangany ny Protestanta ho mitana finoana tsy araka ny hevitry ny maro (heresia) sy ny fiampangany azy ho minia misaraka amin’ ny fiangonana marina. Nefa, aminy ihany no miantefa ireo fìampangana ireo. Izy ireo no nametraka ny fanevan’ i Kristy ka niala tamin’ ny finoana «izay efa voatolotra indray mandeha monja» 3. Fantatr’ i Satana tsara fa hahatonga ny olona hahafantatra ny fitaka ataony sy hanohitra ny fahefany ny Soratra Masina. Na dia ny Mpamonjin’ izao tontolo izao aza dia nahatohitra ny famelezany tamin’ ny alalan’ io teny io. lsaky ny fanafihany, dia nasehon’ i Kristy ny ampingan’ ny fahamarinana mandrakizay, ka hoy Izy hoe : «Voasoratra hoe:». Ny tolokevitra rehetra ataon’ ny fahavalo dia nosetrainy tamin’ ny fahendrena sy ny herin’ ny Tenin’ Andriamanitra. Mba hahazoan’ i Satana mitana ny fanapahany eo amin’ ny olona sy mba hampiorenany mafy ny fahefan’ ny papa ilay mpisandopahefana, dia tsy maintsy ataony izay tsy hahalalan» izao tontolo izao ny Soratra Masina. Tokony hanandratra an’ Andriamanitra ny Baiboly ary hametraka ny olombelona voafetra eo amin’ izay tena toerany marina ;noho izany dia tsy maintsy hafenina sy foanana ireo fahamarinany masina. Izany foto-pisainana izany no noraisin’ ny Fiangonana Romana. Nandritra ny taonjato maro dia norarana ny fielezan’ ny Baiboly. Nosakanana tsy hamaky izany sy tsy hanana izany ao antokantranony ny olona, ary ny pretra sy ny eveka tsy ampy fiheverana no nanolana ny fampianaran’ ny tenin’ Andriamanitra mba hoentiny hanohana ny ham bony. Noho izany 30
dia nekena hatraiza hatraiza fa ny papa no solontenan’ Andriamanitra eto antany, notolorana fahefana amin’ ny fiangonana sy ny fanjakana. Rehefa noesorina ilay boky mpanondro ny fahadisoan-kevitra. dia niasa araka ny sitrapony i Satana. Efa nolazain’ ny faminaniana fa «hitady hanova fotoana sy !alàna»4 ny fahefana papaly. Tsy nitaredretra izy hanao izany asa izany. Mba hanolorana soion’ ny fivavahana amin’ ny sampy ho an’ ireo izay vao avy niova fo ary mba hampitombo amin’ izany fomba izany ny fanekeny ambavany fotsiny ny fivavahana kristiana, dia nampidirina miandalana teo amin’ ny fanompoam-pivavahana kristiana ny fivavahana amin’ ny sary sy ny «relika» (sisa avy amin’ ny olona masina). Ny lalàna navoakan’ ny fivoriana fandinihandraharaha lehibe no nanorina io fomba fanompoam-tsampy io tamin’ ny farany (jereo Fanampiny). Mba hahatomombana izany asa fametavetana ny zava-masina izany. dia sahy nanafoana ny didy faharoa tao amin’ ny lalàn’ Andriamanitra izay mandrara ny fivavahana amin’ ny sary i Roma, ary nozarainy roa ny fahafolo mba tsy hanovana ny isany. Ilay toe-tsaina mifanaraka amin’ ny fanompoam-tsampy dia nanokatra ny lalana ho amin’ ny tsy fan aj an a lehibe kokoa ny fahefan’ ny lanitra. Tamin’ ny alalan’ ireo mpitarika tsy masina tao amin’ ny fiangonana no niasan’ i Satana mba hamelezana koa ny didy lahefatra, ary niezahany tamin’ izany ny hanafoana tanteraka ilay Sabata taloha, dia ilay andro efa notahian’ Andriamanitra sy nohamasininy5, ary nasandratra ho solon’ izany ny fety firavoravoan’ ny jentilisa, izay fanaony amin’ ny andro hajaina natokana ho an’ ny masoandro. Tsy natao ampahibemaso aloha io fanovana io. Notandreman’ ny kristiana rehetra ny tena Sabata marina tamin’ ireo taonjato voalohany. Saro-piaro tamin’ ny voninahitr’ Andriamanitra izy ireo, ary ninoany fa tsy azo ovana ny lalàny, ka dia notandremany taminkafanam-po ny fahamasinan’ ny foto-keviny. Tamin-kafetsena lehibe ary no niasan’ i Satana tamin’ ny alalan’ ireo mpiasany mba hahatanteraka ny fikasany. Mba hitarihana ny sain’ ny olona ho amin’ ny Alahady. dia natao andro firavoravoana ho voninahitry ny fitsanganan’ i Kristy tamin’ ny maty izany. Tamin’ io andro io dia nisy fanompoam-pivavahana nefa dia noheverina ho andro fialam-boly ihany izy io, ary mbola notandremana ho andro masina ny Sabata. Mba hanomanany ny lalana hanatanterahany ny asa nokasainy, dia efa notarihin’ i Satana ny jiosy, talohan’ ny fiavian’ i Kristy hanototra ny Sabata tamin’ ny fameperana mahasorena maro izay nahatonga ny fitandremana azy ho adidy manorisory sy mavcsatra. Ary ankehitriny, dia araraotiny indray ny fiampangana maro natao turnin’ io Sabata io hilazana azy ho fomba fanao jiosy. Raha mbola nitandrina ny Alahady ho andro firavoravoana sy fíkoranana ny ankubeuzun’ ny kristiana, dia notarihiny kosa izy hanao ny Sabata ho andro fifadian-kanina, feno alahelo sy sorisory mba hanehoany ny fankahulana ny fivavahana jiosy. Tamin’ ny tupany voulohan’ ny taonjato fahefatra dia namoaka didy ny Amperora Constantin nampanao ny Alahady ho andro firavoravoam-panjakana mancrunu ny fanjukana Romana (jereo Fanainpiny). Nohajain’ ny olony mpanompo-sampy ny andron’ ny 31
- Page 2: New Covenant Publications Internati
- Page 5 and 6: Ity pejy ity dia fanahy iniana avel
- Page 7 and 8: Fankasitrahana Natokana ho an’And
- Page 9 and 10: 1
- Page 11 and 12: Toko 29—Ny Niavian’ ny Ratsy ..
- Page 13 and 14: Toko 1—Anjaran' izao Tontolo Izao
- Page 15 and 16: lanitra tsara indrindra; eny, ny la
- Page 17 and 18: afaka hampiverina ny fisamontan’
- Page 19 and 20: izany no anisan’ ny nandrafetana-
- Page 21 and 22: ny hazo tsy mamoa. Efa lasa ny baik
- Page 23 and 24: ary tsy hita izay anton’ izany na
- Page 25 and 26: tafiny ary ny legionany, ka nibaiko
- Page 27 and 28: antsom-pitiavana feno famindrampon
- Page 29 and 30: Toko 2—Ny Afon' ny Fanenjehana Fo
- Page 31 and 32: kokoa ho resy lahatra izany. Arakar
- Page 33 and 34: Tsy afaka nampitohy intsony ny fifa
- Page 35 and 36: marina sy mamindra fo sady manan-ke
- Page 37: Toko 3—Vanim- Potoana Maizina Nam
- Page 41 and 42: andron’ i Paoly aza. Taiza ary ov
- Page 43 and 44: mpianany tamin’ ny voalohany mana
- Page 45 and 46: ny pretra koa aza tsy nahalala izan
- Page 47 and 48: avy ao ny fahamarinana no niampita
- Page 49 and 50: ny Sabatan’ ny olona, no nijanona
- Page 51 and 52: hahavoka-javatra. Ny fahaizana mits
- Page 53 and 54: finoana marina tao amin’ ireo toe
- Page 55 and 56: ny fahamendrehan’ olombelona dia
- Page 57 and 58: novaliany fa tsy maintsy mamangy ny
- Page 59 and 60: andro noho ireo vonona koa hiaritra
- Page 61 and 62: fahaizana. Ny herin’ ny fahaizany
- Page 63 and 64: no nandà tsy handefa ny zanany tan
- Page 65 and 66: nahatongavan’ ireo taratasy anefa
- Page 67 and 68: inona na inona nihatra. Tao amin’
- Page 69 and 70: tany Roma i Wiclef hotsaraina teo a
- Page 71 and 72: Andriamanitra avy amin’ ity tsind
- Page 73 and 74: Tamin’ ny alalan’ ireo asa sora
- Page 75 and 76: tontolo izao hatolotra an-janany, n
- Page 77 and 78: tany an-tsaha, tsy nombam-panompoam
- Page 79 and 80: fivavahana; koa dia nampangain’ n
- Page 81 and 82: Nandritra ny diany, dia hitan’ i
- Page 83 and 84: vahoaka izay nitoriako ny filazants
- Page 85 and 86: ilay Tompo Andriamanitra izay nanok
- Page 87 and 88: Vaky nifofofofo indray ny haromotan
dia nekena hatraiza hatraiza fa ny papa no solontenan’ Andriamanitra eto antany, notolorana

fahefana amin’ ny fiangonana sy ny fanjakana.

Rehefa noesorina ilay boky mpanondro ny fahadisoan-kevitra. dia niasa araka ny

sitrapony i Satana. Efa nolazain’ ny faminaniana fa «hitady hanova fotoana sy !alàna»4 ny

fahefana papaly. Tsy nitaredretra izy hanao izany asa izany. Mba hanolorana soion’ ny

fivavahana amin’ ny sampy ho an’ ireo izay vao avy niova fo ary mba hampitombo amin’

izany fomba izany ny fanekeny ambavany fotsiny ny fivavahana kristiana, dia nampidirina

miandalana teo amin’ ny fanompoam-pivavahana kristiana ny fivavahana amin’ ny sary sy

ny «relika» (sisa avy amin’ ny olona masina). Ny lalàna navoakan’ ny fivoriana fandinihandraharaha

lehibe no nanorina io fomba fanompoam-tsampy io tamin’ ny farany (jereo

Fanampiny). Mba hahatomombana izany asa fametavetana ny zava-masina izany. dia sahy

nanafoana ny didy faharoa tao amin’ ny lalàn’ Andriamanitra izay mandrara ny fivavahana

amin’ ny sary i Roma, ary nozarainy roa ny fahafolo mba tsy hanovana ny isany.

Ilay toe-tsaina mifanaraka amin’ ny fanompoam-tsampy dia nanokatra ny lalana ho

amin’ ny tsy fan aj an a lehibe kokoa ny fahefan’ ny lanitra. Tamin’ ny alalan’ ireo

mpitarika tsy masina tao amin’ ny fiangonana no niasan’ i Satana mba hamelezana koa ny

didy lahefatra, ary niezahany tamin’ izany ny hanafoana tanteraka ilay Sabata taloha, dia

ilay andro efa notahian’ Andriamanitra sy nohamasininy5, ary nasandratra ho solon’ izany

ny fety firavoravoan’ ny jentilisa, izay fanaony amin’ ny andro hajaina natokana ho an’ ny

masoandro. Tsy natao ampahibemaso aloha io fanovana io. Notandreman’ ny kristiana

rehetra ny tena Sabata marina tamin’ ireo taonjato voalohany. Saro-piaro tamin’ ny

voninahitr’ Andriamanitra izy ireo, ary ninoany fa tsy azo ovana ny lalàny, ka dia

notandremany taminkafanam-po ny fahamasinan’ ny foto-keviny. Tamin-kafetsena lehibe

ary no niasan’ i Satana tamin’ ny alalan’ ireo mpiasany mba hahatanteraka ny fikasany. Mba

hitarihana ny sain’ ny olona ho amin’ ny Alahady. dia natao andro firavoravoana ho

voninahitry ny fitsanganan’ i Kristy tamin’ ny maty izany. Tamin’ io andro io dia nisy

fanompoam-pivavahana nefa dia noheverina ho andro fialam-boly ihany izy io, ary mbola

notandremana ho andro masina ny Sabata.

Mba hanomanany ny lalana hanatanterahany ny asa nokasainy, dia efa notarihin’ i

Satana ny jiosy, talohan’ ny fiavian’ i Kristy hanototra ny Sabata tamin’ ny fameperana

mahasorena maro izay nahatonga ny fitandremana azy ho adidy manorisory sy mavcsatra.

Ary ankehitriny, dia araraotiny indray ny fiampangana maro natao turnin’ io Sabata io

hilazana azy ho fomba fanao jiosy. Raha mbola nitandrina ny Alahady ho andro

firavoravoana sy fíkoranana ny ankubeuzun’ ny kristiana, dia notarihiny kosa izy hanao ny

Sabata ho andro fifadian-kanina, feno alahelo sy sorisory mba hanehoany ny fankahulana ny

fivavahana jiosy.

Tamin’ ny tupany voulohan’ ny taonjato fahefatra dia namoaka didy ny Amperora

Constantin nampanao ny Alahady ho andro firavoravoam-panjakana mancrunu ny fanjukana

Romana (jereo Fanainpiny). Nohajain’ ny olony mpanompo-sampy ny andron’ ny

31