Leviathan dari Bangsa Bangsa_

, , , , , losifera, , , , , , , , losifera, , ,

bibliomaniapublications
from bibliomaniapublications More from this publisher
09.07.2024 Views

nanehoany ny fomba fijeriny ny olana, ka ny hevi-diso sy ny fitaka no nampiasainy mba hahatontosany izay nokasainy. Lehibe dia lehibe ny heriny mamitaka, ary noho ny nisalorany akanjompamitahana dia nahavoa ny tetiny. Na dia ireo anjely mahatoky aza tsy afaka nahatsikaritra mazava ny tena toetrany na nahatsinjo izay ho vokatra hitondran’ ny asany azy. Efa nomem-boninahitra ambony tokoa i Satana, ary ho voafono zava-miafina loatra ny fihetsiny rehetra, hany ka sarotra ny hamelabelatra tamin’ ny anjely ny tena toetry ny asany. Raha tsy nivelatra tanteraka araka izay tena maha-izy azy ny fahotana dia tsy hiseho ny maha-zava-dratsy azy. Talohan’ izao dia tsy mbola nisy teo amin’ ny rehetra nataon’ Andriamanitra izany, ka tsy voavinavinan’ ireo mponina masina ny toetrany sy ny maharatsy azy. Tsy tsinjon’ izy ireo velively ny vokatra mampidi-doza avy amin’ ny fanaovana tsinontsinona ny didin’ Andriamanitra. Tamin’ ny voalohany dia nafenin’ i Satana ny asany tao ivohon’ ny fihamboany ho nahatoky tamin’ Andriamanitra. Nambarany fa nitady izay hampitombo ny voninahitr’ Andriamanitra izy, izay hampitoetra ny fanjakany sy hikatsaka izay mahasoa ny mponin’ ny lanitra manontolo. Sady nanatsofoka tsy fahafaliana tao antsain’ ireo anjely nofeheziny izy, no niseho taminkafetsena lalina koa ho niezaka hanala ny disadisa. Raha nanantitrantitra izy fa misy fiovana tokony hatao eo amin’ ny rafitra sy ny lalàn’ ny fitondram-panjakan’ Andriamanitra, dia nasehony fa ilaina izany mba hitandrovana ny firindrana ao an-danitra. Teo amin’ ny ady nifanaovany tamin’ ny fahotana dia ny fahamarinana sy ny rariny ihany no fiadiana azon’ Andriamanitra nampiasaina. Satana kosa anefa dia mampiasa izay tsy azon’ Andriamanitra ampiasaina — dia ny fandroboana sy ny fitaka. Niezaka izy hanolana ny hevitry ny tenin’ Andriamanitra sy hanova endrika ny lamin’ ny fitondrampanjakany teo anatrehan’ ny anjely, tamin’ ny filazany fa tsy rariny ny nametrahan’ Andriamanitra lalàna sy fitsipika hifehy ireo mponin’ ny lanitra ; fa raha mitaky fileferana sy fankatoavana avy amin’ izay nohariny Izy dia tsy mikendry afatsy ny hanandratra ny tenany. Noho izany dia tsy maintsy haseho mazava eo anatrehan’ ireo mponina any andanitra, sy eo anatrehan’ izao tontolo rehetra izao, fa marina ny fitondram-panjakan’ Andriamanitra ary tanteraka ny lalàny. Nilofosan’ i Satana ny hampiseho fa mikatsaka izay hampandroso ny soa rehetra eto amin’ izao tontolo izao tokoa izy. Tsy maintsy hazava amin’ ny rehetra ny tena toetra amam-panahin’ ny mpisandoka, ny tena zavatra kendreny. Tsy maintsy manana fotoana ampy izany izy hanehoany ny tenany amin’ ny alalan’ ny asa ratsiny. Nolazain’ i Satana fa avy tamin’ ny lalàna sy ny fitondrampanjakan’ Andriamanitra ny korontana niseho ho vokatry ny nataony tany an-danitra. Nambarany fa ny fahavoazana rehetra dia tsy inona fa avy amin’ ny tsy fetezan’ ny fitondrana nataon’ Andriamanitra. Nihambo izy fa ny zava-kendreny dia ny hanatsara ny fitsipik’ i Jehovah. Noho izany dia nilaina ny hanaporofoany ny zavatra nihamboany, sy ny hanehoany ny vokatr’ ireo fiovana narosony hatao amin’ ny lalàn’ Andriamanitra. Ny asany ihany no tsy maintsy manameloka 378

azy. Nihambo hatrany amin’ ny voalohany mantsy Satana fa tsy nikomy tsy akory. Tsy maintsy ho hitan’ izao rehetra izao manontolo ilay mpamitaka afa-tsaron-tava. Na dia fony efa tapaka aza fa tsy afaka hijanona any an-danitra intsony i Satana, dia tsy naringan’ Ilay Fahendrena tsy hita fetra izy. Ny fanompoana avy amin’ ny fitiavana ihany mantsy no eken’ Andriamanitra, koa tsy maintsy mifototra amin’ ny fiaikena ny fahamarinany sy ny fiantrany ny fanoavan’ ireo nohariny. Tsy voaomana hahatakatra ny toetry ny fahotana sy ny vokany ireo mponin’ ny lanitra sy ny any an-toeran-kafa, koa nety tsy ho hitany tamin’ izay fotoana izay ny fahamarinana sy ny famindrampon’ Andriamanitra tamin’ ny fandringanana an’ 1 Satana. Raha nolevonina tsy hisy avy hatrany izy, dia ho nanompo an’ Andriamanitra noho ny tahotra ireny fa tsy noho ny fitiavana. Tsy ho rava tanteraka ny hery miasa mangina avy amin’ ilay mpamitaka na ho fongotra hatramin’ ny fakany ny toe-tsaina mikomy. tsy maintsy navela ho tonga amin’ ny fahamasahany ny ratsy. Mba hahasoa izao rehetra izao manontolo ary mandritra ny mandrakizay, dia tsy maintsy hovelarin’ i Satana misimisy kokoa ireo foto-keviny ka ho hitan’ ny voahary rehetra araka ny tena izy ny fiampangany ny fitondran’ Andriamanitra ny fanjakany, ary tsy hisy hisalasala na oviana na oviana intsony ny amin’ ny fahamarinana sy ny famindrampon’ Andriamanitra ary ny tsy fiovan’ ny lalàny. Lesona ho an’ izao rehetra izao mandritra ny andro ho avy rehetra ny fikomian’ i Satana, vavolombelona mandrakizay ny amin’ ny toetran’ ny fahotana sy ny vokany mahatsiravina izany. Ny fanátanterahana ny fanapahan’ i Satana, ny vokatr’ izany eo amin’ ny olona sy ny anjely, dia mampiseho izay tsy maintsy ho vokatry ny fanaovana zinona ny fahefan’ Andrimanitra. Hanaporofo izany fa ny soa ho an’ ny zava-boahary rehetra noforoniny dia mifamatotra amin’ ny fisian’ ny fitondram-panjakan’ Andriamanitra sy ny lalàny. Noho izany dia ho fefy mandrakizay hiaro ny anjely masina rehetra ny tantaran» io fanandramana mahatsiravina ny amin’ ny fikomiana io, ka hisakana azy ireo tsy ho voafitaka ny amin’ ny toetry ny fandikan-dalàna, ary hanafaka azy tsy hanota sy tsy hiharan’ ny sazin’ izany. Hatramin’ ny niafaran’ ilay ady tany an-danitra dia mbola nitozo nanamarin-tena ihany ilay mpisandoka. Rehefa nambara fa tsy maintsy horoahina avy amin’ ny toerampahasambarana izy sy ireo rehetra niandany taminy, dia nabaribarin’ ilay mpitarika ny fikomiana tamin-kasahiana ny fanaovany tsinontsinona ny lalàn’ Andriamanitra. Naverimberiny ny filazana fa tsy mila fifehezana ny anjely, fa tokony havela kosa hanaraka ny sitrapon’ ny tenany izay hitarika azy mandrakariva ho amin’ ny tsara. Nampangainy ho fameperana ny fahafahan’ izy ireo ny didin’ Andriamanitra ka nambarany fa ny fikasany dia ny hanao izay tsy maintsy haharava ny lalàna ; fa raha afaka amin’ ny fameperana ireo tafiky ny lanitra dia hiditra amin’ ny fari-piainana ambony kokoa sy be voninahitra kokoa. Niray hina i Satana sy ny tafiny hampianjera eo amin’ i Kristy ny fanamelohana noho ny fikomiany, satria hono raha tsy nomentsiny izy, dia tsy ho nikomy mihitsy koa. Noho ilay mpikomy raindahiny sy ireo mpomba azy nikiribiby tamin’ ny fivadihany tamin’ Andriamanitra sady nihaika Azy, ary nitady handrodana ny fanjakany — kanefa tsy 379

azy. Nihambo hatrany amin’ ny voalohany mantsy Satana fa tsy nikomy tsy akory. Tsy

maintsy ho hitan’ izao rehetra izao manontolo ilay mpamitaka afa-tsaron-tava.

Na dia fony efa tapaka aza fa tsy afaka hijanona any an-danitra intsony i Satana, dia tsy

naringan’ Ilay Fahendrena tsy hita fetra izy. Ny fanompoana avy amin’ ny fitiavana ihany

mantsy no eken’ Andriamanitra, koa tsy maintsy mifototra amin’ ny fiaikena ny

fahamarinany sy ny fiantrany ny fanoavan’ ireo nohariny. Tsy voaomana hahatakatra ny

toetry ny fahotana sy ny vokany ireo mponin’ ny lanitra sy ny any an-toeran-kafa, koa nety

tsy ho hitany tamin’ izay fotoana izay ny fahamarinana sy ny famindrampon’ Andriamanitra

tamin’ ny fandringanana an’ 1 Satana. Raha nolevonina tsy hisy avy hatrany izy, dia ho

nanompo an’ Andriamanitra noho ny tahotra ireny fa tsy noho ny fitiavana. Tsy ho rava

tanteraka ny hery miasa mangina avy amin’ ilay mpamitaka na ho fongotra hatramin’ ny

fakany ny toe-tsaina mikomy. tsy maintsy navela ho tonga amin’ ny fahamasahany ny ratsy.

Mba hahasoa izao rehetra izao manontolo ary mandritra ny mandrakizay, dia tsy maintsy

hovelarin’ i Satana misimisy kokoa ireo foto-keviny ka ho hitan’ ny voahary rehetra araka

ny tena izy ny fiampangany ny fitondran’ Andriamanitra ny fanjakany, ary tsy hisy

hisalasala na oviana na oviana intsony ny amin’ ny fahamarinana sy ny famindrampon’

Andriamanitra ary ny tsy fiovan’ ny lalàny.

Lesona ho an’ izao rehetra izao mandritra ny andro ho avy rehetra ny fikomian’ i Satana,

vavolombelona mandrakizay ny amin’ ny toetran’ ny fahotana sy ny vokany mahatsiravina

izany. Ny fanátanterahana ny fanapahan’ i Satana, ny vokatr’ izany eo amin’ ny olona sy ny

anjely, dia mampiseho izay tsy maintsy ho vokatry ny fanaovana zinona ny fahefan’

Andrimanitra. Hanaporofo izany fa ny soa ho an’ ny zava-boahary rehetra noforoniny dia

mifamatotra amin’ ny fisian’ ny fitondram-panjakan’ Andriamanitra sy ny lalàny. Noho

izany dia ho fefy mandrakizay hiaro ny anjely masina rehetra ny tantaran» io fanandramana

mahatsiravina ny amin’ ny fikomiana io, ka hisakana azy ireo tsy ho voafitaka ny amin’ ny

toetry ny fandikan-dalàna, ary hanafaka azy tsy hanota sy tsy hiharan’ ny sazin’ izany.

Hatramin’ ny niafaran’ ilay ady tany an-danitra dia mbola nitozo nanamarin-tena ihany

ilay mpisandoka. Rehefa nambara fa tsy maintsy horoahina avy amin’ ny toerampahasambarana

izy sy ireo rehetra niandany taminy, dia nabaribarin’ ilay mpitarika ny

fikomiana tamin-kasahiana ny fanaovany tsinontsinona ny lalàn’ Andriamanitra.

Naverimberiny ny filazana fa tsy mila fifehezana ny anjely, fa tokony havela kosa hanaraka

ny sitrapon’ ny tenany izay hitarika azy mandrakariva ho amin’ ny tsara. Nampangainy ho

fameperana ny fahafahan’ izy ireo ny didin’ Andriamanitra ka nambarany fa ny fikasany dia

ny hanao izay tsy maintsy haharava ny lalàna ; fa raha afaka amin’ ny fameperana ireo

tafiky ny lanitra dia hiditra amin’ ny fari-piainana ambony kokoa sy be voninahitra kokoa.

Niray hina i Satana sy ny tafiny hampianjera eo amin’ i Kristy ny fanamelohana noho ny

fikomiany, satria hono raha tsy nomentsiny izy, dia tsy ho nikomy mihitsy koa. Noho ilay

mpikomy raindahiny sy ireo mpomba azy nikiribiby tamin’ ny fivadihany tamin’

Andriamanitra sady nihaika Azy, ary nitady handrodana ny fanjakany — kanefa tsy

379

Hooray! Your file is uploaded and ready to be published.

Saved successfully!

Ooh no, something went wrong!