Leviathan dari Bangsa Bangsa_
, , , , , losifera, , , , , , , , losifera, , ,
fadiranovana (nefa izao tontolo izao tsy mendrika ho nitoerany akory;) dia nirenireny tany an-efitra sy tany an-tendrombohitra sy tany an-johy ary tao an-dava-tany»4. Ireo zohy natao fasana tany ambanin’ ny tany (catacombes) no nahitan’ ny olona an’ arivony fialofana. Tao ambanin’ ny vohitra ivelan’ ny tanànan’ i Roma, dia nisy zohy nolavahana tao amin’ ny tany sy ny vato; mifanapaka ireo lalana maizina sy maro loha tao, ary nahatratra kilaometatra maromaro ivelan’ ny mandan’ ny tanàna. Tao anatin’ ireny toerana mangina ambanin’ ny tany ireny no nandevenan’ ny mpanaraka an’ i Kristy ny mutiny ; ary tao no nahitany trano hipetrahana rehefa nahiahiana sy noroahina izy. Rehefa hamoha ireo niady tsara ny finoana ilay Mpanome aina, dia ho betsaka ny maritioran’ i Kristy no hivoaka avy ao amin’ ireo zohy maizina ireo. Mandritra ny fanenjehana mafy indrindra, dia nitana ny finoany tsy ho voaloto ireo vavolombelona ho an’ i Kristy ireo. Na dia tsy nanana izay nampiadana aza izy, ary tsy nahita ny fahazavan’ ny masoandro tao an-kibon’ ny tany maizina izay nampiantrano azy tsara, dia tsy nitaraina na dia kely akory aza. Nifampahery tamin’ ny teny feno finoana, faharetana sy fanantenana izy mba hiaritra tsy fisiana sy fahoriana. Ny fahaverezan’ ny tombon-tsoa teto an-tany, dia tsy afaka nanery azy hiala amin’ ny finoany an’ i Kristy. Ny fitsapana sy ny fanenjehana dia tsy inona fa dingana nitondra azy akaiky kokoa ny fitsaharana sy ny famalian-tsoa azy. Tahaka ireo mpanompon’ Andriamanitra fahiny, dia maro tamin’ izy ireo no «nampijaliana ho faty, nefa tsy nety nanao izay hahafahany, mba hahazoany fitsanganana tsara lavitra»5. Tsaroany ny tenin’ ny Tompony nilaza fa raha enjehina noho i Kristy izy, dia tokony hiravoravo tokoa satria lehibe ny valim-pitiany any an-danitra. fa toy izany no nanenjehana ireo mpaminany teo alohany koa. Nifaly izy satria noraisina ho mendrika ny hijaly ho an’ ny fahamarinana ary hiram-pandresena no nisandratra avy ao amin’ ny lelafo midedadeda. Nanandratra ny fijeriny tamin’ ny finoana izy, ka nahita an’ i Kristy sy ny anjely any an-danitra miondrika amimpitiavana mitazana azy ireo, ary manara-maso ny toetrany mahatoky sady mankasitraka izany. Misy feo avy ao amin’ ny seza fiandrianan’ Andriamanitra manao hoe : «Aoka ho mahatoky hatramin’ ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satroboninahitra fiainana».6. Tsy nisy vokany ny fiezahan’ i Satana handrava ny fiangonan’ i Kristy tamin’ ny heriny. Tsy nitsahatra ny ady lehibe izay namoizan’ ny mpianatr’ i Jesosy ny ainy rehefa lavo teo am-panatontosana ny adidiny ireo mpitondra faneva mahatoky. Nandresy teo amin’ ny fahareseny izy. Maty ireo mpiasan’ Andriamanitra, fa ny asany kosa nandroso hatrany. Niely hatrany ny filazantsara, ary nitombo ny isan’ ireo mpanaraka izany. Tafiditra tao amin’ ny toerana tsy azo nidirana izany, eny, na dia ny voromaherin’ i Roma aza tsy tafiditra tany. Hoy ny kristiana iray, raha nanazava tamin’ ny mpifehy jentilisa izay nampandroso ny fanenjehana : «Azonareo atao ny mamono anay, ny mampijaly anay, ny manameloka anay . . . Ny tsy an-drariny ataonareo no porofo manambara fa tsy manan-tsiny izahay . . . ary tsy manampy anareo ny tahasiahanareo. Vao mainka nitarika ny hafa bebe 22
kokoa ho resy lahatra izany. Arakaraka ny hanaovanareo jinja fary anay, arakaraka izany no mampitombo isa anay ; voa afafy ny ran’ ny kristiana»7. An’ arivony no naiditra am-ponja sy novonoina ; fa nitsangana kosa ny hafa hameno ny toerany. Ary ireo izay maty maritiora noho ny finoany dia nahita toky teo amin’ i Kristy, ary nisainy ho toy ny mpandresy. Niady ny ady tsaran’ ny finoana izy ka handray ny satroboninahitra rehefa ho avy i Kristy. Ny fahoriana izay niaretany dia nampifanatona ny kristiana samy kristiana sy nampifanatona azy tamin’ ny Mpanavotra azy. Vavolombelona hatrany ho an’ ny fahamarinana ny ohatra velona nomeny sy ny nahafatesany ; ary teo amin’ ny toerana izay tsy nanantenana vokatra firy, no nialan’ ireo mpiasan’ i Satana taminy ka nidirany ho eo ambanin’ ny fanevan’ i Kristy. Na dia izany aza dia nanao drafitra hahombiazana kokoa i Satana hamelezana ny fitondran’ Andriamanitra, tamin’ ny fampijoroana ny fanevany tao amin’ ny fiangonana kristiana. Raha azo nofitahina ireo mpanaraka an’ i Kristy, ka notarihina hanao izay tsy mahafaly an’ Andriamanitra, dia ho tsy nahomby ny heriny, ny herim-pony sy ny fijoroany, ka dia hidaraboka sy ho hazany mora foana ireo. Niezaka izao ilay fahavalo lehibe ny hahazo amin’ ny hafetsena izay tsy azony tamin’ ny hery. Nijanona ny fanenjehana, ary ireo fitaomana mampidi-doza ataon’ ny fahombiazana ara-nofo sy ny voninahitra eo amin’ izao tontolo izao no nasolo haka ny toerany. Notarihina ny mpanompo sampy handray faritra iray amin’ ny finoana kristiana, nefa niaraka tamin’ io dia nolaviny ny fahama-rinana hafa tena ilaina. Milaza ho manaiky an’ i Jesosy ho Zanak’ Andriamanitra izy sy mino ny nahafatesany ary ny nitsanganany tamin’ ny maty, nefa tsy voatsindrona tao am-pony ny amin’ ny fahotany izy ary tsy nahatsapa fa mila fibebahana na fiovam-po. Noleferiny ny zavatra sasany, dia nangatahina koa ny kristiana mba handefitra amin’ ny zavatra sasany, mba hahazoan’ izy rehetra miray eo amin’ ny sehatra momba ny finoana an’ i Kristy. Tataovan-doza mampahatahotra izao ny fiangonana. Fitahiana ny fonja, ny fampijaliana, ny afo sy ny sabatra raha ampitahaina amin’ izany. Nisy kristiana nijoro tsy azo nohozongozonina nilaza fa tsy azony atao ny mandefitra amin’ ny fahamarinana. Ny hafa kosa nankasitraka ny milefitra na ny manova ny lafiny sasany amin’ ny finoany, ka hiray amin’ ireo izay nanaiky ampahany totsiny amin ny finoana kristiana, ary manantena izy fa izany tomba izany no hitarihany azy ireo ho amin’ ny fibebahana feno. Fotoana nampitebiteby mafy tokoa ho an’ ny mpanaraka mahatoky an’ i Kristy izany. Nisalotra fitafiana lazaina ta kristiana i Satana ary niditra moramora tao amin’ ny fiangonana, handoto ny finoana sy hampivily ny saina hiala amin’ ny tenin’ ny fahamarinana. Nony farany dia nanaiky ny hampidina ny fanevany ny ankabeazan’ ny kristiana, ka nisy firaisana ny fivavahana kristiana sy ny fanompoan-tsampy. Na dia nil aza ho niova fo aza ireo mpanompo sampy ka niray tamin’ ny fiangonana, dia mbola nifikitra tamin’ ny fanompoan-tsampiny izy, fa ireo zava-javatra nivavahany ihany no nosoloiny sarin’ i Jesosy na sarin’ i Maria sy ny olo-masina. Rehefa tafiditra toy izany tao amin’ ny fiangonana ny 23
- Page 2: New Covenant Publications Internati
- Page 5 and 6: Ity pejy ity dia fanahy iniana avel
- Page 7 and 8: Fankasitrahana Natokana ho an’And
- Page 9 and 10: 1
- Page 11 and 12: Toko 29—Ny Niavian’ ny Ratsy ..
- Page 13 and 14: Toko 1—Anjaran' izao Tontolo Izao
- Page 15 and 16: lanitra tsara indrindra; eny, ny la
- Page 17 and 18: afaka hampiverina ny fisamontan’
- Page 19 and 20: izany no anisan’ ny nandrafetana-
- Page 21 and 22: ny hazo tsy mamoa. Efa lasa ny baik
- Page 23 and 24: ary tsy hita izay anton’ izany na
- Page 25 and 26: tafiny ary ny legionany, ka nibaiko
- Page 27 and 28: antsom-pitiavana feno famindrampon
- Page 29: Toko 2—Ny Afon' ny Fanenjehana Fo
- Page 33 and 34: Tsy afaka nampitohy intsony ny fifa
- Page 35 and 36: marina sy mamindra fo sady manan-ke
- Page 37 and 38: Toko 3—Vanim- Potoana Maizina Nam
- Page 39 and 40: dia nekena hatraiza hatraiza fa ny
- Page 41 and 42: andron’ i Paoly aza. Taiza ary ov
- Page 43 and 44: mpianany tamin’ ny voalohany mana
- Page 45 and 46: ny pretra koa aza tsy nahalala izan
- Page 47 and 48: avy ao ny fahamarinana no niampita
- Page 49 and 50: ny Sabatan’ ny olona, no nijanona
- Page 51 and 52: hahavoka-javatra. Ny fahaizana mits
- Page 53 and 54: finoana marina tao amin’ ireo toe
- Page 55 and 56: ny fahamendrehan’ olombelona dia
- Page 57 and 58: novaliany fa tsy maintsy mamangy ny
- Page 59 and 60: andro noho ireo vonona koa hiaritra
- Page 61 and 62: fahaizana. Ny herin’ ny fahaizany
- Page 63 and 64: no nandà tsy handefa ny zanany tan
- Page 65 and 66: nahatongavan’ ireo taratasy anefa
- Page 67 and 68: inona na inona nihatra. Tao amin’
- Page 69 and 70: tany Roma i Wiclef hotsaraina teo a
- Page 71 and 72: Andriamanitra avy amin’ ity tsind
- Page 73 and 74: Tamin’ ny alalan’ ireo asa sora
- Page 75 and 76: tontolo izao hatolotra an-janany, n
- Page 77 and 78: tany an-tsaha, tsy nombam-panompoam
- Page 79 and 80: fivavahana; koa dia nampangain’ n
fadiranovana (nefa izao tontolo izao tsy mendrika ho nitoerany akory;) dia nirenireny tany

an-efitra sy tany an-tendrombohitra sy tany an-johy ary tao an-dava-tany»4. Ireo zohy natao

fasana tany ambanin’ ny tany (catacombes) no nahitan’ ny olona an’ arivony fialofana. Tao

ambanin’ ny vohitra ivelan’ ny tanànan’ i Roma, dia nisy zohy nolavahana tao amin’ ny

tany sy ny vato; mifanapaka ireo lalana maizina sy maro loha tao, ary nahatratra

kilaometatra maromaro ivelan’ ny mandan’ ny tanàna. Tao anatin’ ireny toerana mangina

ambanin’ ny tany ireny no nandevenan’ ny mpanaraka an’ i Kristy ny mutiny ; ary tao no

nahitany trano hipetrahana rehefa nahiahiana sy noroahina izy. Rehefa hamoha ireo niady

tsara ny finoana ilay Mpanome aina, dia ho betsaka ny maritioran’ i Kristy no hivoaka avy

ao amin’ ireo zohy maizina ireo.

Mandritra ny fanenjehana mafy indrindra, dia nitana ny finoany tsy ho voaloto ireo

vavolombelona ho an’ i Kristy ireo. Na dia tsy nanana izay nampiadana aza izy, ary tsy

nahita ny fahazavan’ ny masoandro tao an-kibon’ ny tany maizina izay nampiantrano azy

tsara, dia tsy nitaraina na dia kely akory aza. Nifampahery tamin’ ny teny feno finoana,

faharetana sy fanantenana izy mba hiaritra tsy fisiana sy fahoriana. Ny fahaverezan’ ny

tombon-tsoa teto an-tany, dia tsy afaka nanery azy hiala amin’ ny finoany an’ i Kristy. Ny

fitsapana sy ny fanenjehana dia tsy inona fa dingana nitondra azy akaiky kokoa ny

fitsaharana sy ny famalian-tsoa azy.

Tahaka ireo mpanompon’ Andriamanitra fahiny, dia maro tamin’ izy ireo no

«nampijaliana ho faty, nefa tsy nety nanao izay hahafahany, mba hahazoany fitsanganana

tsara lavitra»5. Tsaroany ny tenin’ ny Tompony nilaza fa raha enjehina noho i Kristy izy,

dia tokony hiravoravo tokoa satria lehibe ny valim-pitiany any an-danitra. fa toy izany no

nanenjehana ireo mpaminany teo alohany koa. Nifaly izy satria noraisina ho mendrika ny

hijaly ho an’ ny fahamarinana ary hiram-pandresena no nisandratra avy ao amin’ ny lelafo

midedadeda. Nanandratra ny fijeriny tamin’ ny finoana izy, ka nahita an’ i Kristy sy ny

anjely any an-danitra miondrika amimpitiavana mitazana azy ireo, ary manara-maso ny

toetrany mahatoky sady mankasitraka izany. Misy feo avy ao amin’ ny seza fiandrianan’

Andriamanitra manao hoe : «Aoka ho mahatoky hatramin’ ny fahafatesana ianao, dia

homeko anao ny satroboninahitra fiainana».6.

Tsy nisy vokany ny fiezahan’ i Satana handrava ny fiangonan’ i Kristy tamin’ ny heriny.

Tsy nitsahatra ny ady lehibe izay namoizan’ ny mpianatr’ i Jesosy ny ainy rehefa lavo teo

am-panatontosana ny adidiny ireo mpitondra faneva mahatoky. Nandresy teo amin’ ny

fahareseny izy. Maty ireo mpiasan’ Andriamanitra, fa ny asany kosa nandroso hatrany.

Niely hatrany ny filazantsara, ary nitombo ny isan’ ireo mpanaraka izany. Tafiditra tao

amin’ ny toerana tsy azo nidirana izany, eny, na dia ny voromaherin’ i Roma aza tsy

tafiditra tany. Hoy ny kristiana iray, raha nanazava tamin’ ny mpifehy jentilisa izay

nampandroso ny fanenjehana : «Azonareo atao ny mamono anay, ny mampijaly anay, ny

manameloka anay . . . Ny tsy an-drariny ataonareo no porofo manambara fa tsy manan-tsiny

izahay . . . ary tsy manampy anareo ny tahasiahanareo. Vao mainka nitarika ny hafa bebe

22