Leviathan dari Bangsa Bangsa_
, , , , , losifera, , , , , , , , losifera, , ,
Toko 14—Ireo Mpanavao Fivavahana Anglisy taty Aoriana Raha mbola teo am-panokafana ny Baiboly nihidy tamin’ ny vahoaka Alemana i Lotera, i Tyndale kosa dia nasesiky ny Fanahin’ Andriamanitra hanao torak’ izany koa tany Angletera. Nadika avy tamin’ ny teny Latina ny Baibolin’ i Wiclef ka nisy diso betsaka. Tsy natonta printy mihitsy izy io ary lafo loatra ny vidin’ ny boky soratanana ka olom-bitsy no nahazo azy afa-tsy ny mpanankarena sy ny olona ambony; ary ankoatr’ izany, dia noraran’ ny Lglizy mafy izany ka azo lazaina fa tsy niely firy. Tamin’ ny taona 1516, herintaona talohan’ny namoahan’ i Lotera ireo foto-kevitra nanoherany ny Indolzansy, dia navoakan’ i Erasmes tamin’ ny teny Grika sy Latina, ny dikan’ ny Testamenta Vaovao nataony. Tamin’ izay no voalohany namoahana ny tenin’ Andriamanitra tamin’ ny teny nanoratana azy. Betsaka ny diso nahitsy tamin’ ireo dikan-teny teo aloha, hany ka voaseho mazava kokoa tao amin’ io asa io ny hevitry ny teny. Nitarika olona maro tao amin’ ireo nahita fianarana hanana fahalalana bebe kokoa ny fahamarinana izany ka nanome ainga vaovao ho an’ ny asan’ ny fanavaozana. Nefa ny sarambabembahoaka tamin’ ny ankapobeny dia mbola tsy nanana ny Tenin’ Andriamanitra. I Tyndale no hameno ny asan’ i Wiclef amin’ ny fanomezany ny Baiboly ho an’ ny mpiray tanindrazana aminy. Mpianatra mazoto sy mpikaroka ny fahamarinana nafana fo izy, ary nandray ny filazantsara avy tamin’ ny Testamenta Vaovao navoakan’ i Lrasmes tamin’ ny teny Grika. Tsy nanan-tahotra izy nitory ny fampianarana naharesy lahatra azy, ary noantitranteriny fa tsy maintsy sedraina amin’ ny Soratra Masina ny fampianarana rehetra. Izao no navalin’ i Tyndale ny fihamboan’ ny Eglizy ho nanome ny Baiboly, ka dia izy irery ihany no afaka manazava azy. «Fantatrareo ve izay nampianatra ny voromahery hahita ny hazany? Eny, ary io Andriamanitra io ihany no mampianatra ny zanany noana hitady ny Rainy ao amin’ ny teniny. Lavitra izany ianareo nanome anay ny Soratra Masina, fa ianareo indray aza no nanafina izany taminay; ianareo no nandoro izay nampianatra izany, ary raha azonareo natao. dia ny Soratra Masina mihitsy no ho nodoranareo».—D’Aubigné, History of the Reformation of the Sixteenth Century, boky 18, toko 4. Nahaliana fatratra ny toritenin’ i Tyndale; betsaka no nanaiky ny fahamarinana. Nefa mailo ireo pretra, ka raha vantany vao niala tamin’ ny toera-niasany izy dia tonga izy ireo miezaka hanimba ny asany tamin’ ny fandrahonana sy ny dika vilana ataony. Ary matetika loatra no nahomby izy. «Inona no tokony hatao?» hoy izy. «Raha mbola mamafy amin’ ny toerana iray aho, dia simban’ ny fahavalo ny saha vao nilaozako. Tsy afaka ho amin’ ny toerana rehetra amin’ ny fotoana iray aho. Raha mba manana ny Soratra Masina amin’ ny tenin-drazany moa ny Kristiana, dia ho azony atao ny manohitra samirery ireto mpanao hevi-diso ireto! Raha tsy misy Baiboly dia tsy azo atao ny mampitoetra ny mpiangona ao amin’ ny fahamarinana».Ibid, boky 18, toko 4. Fikasana vaovao izao no nameno ny sainy. «Tamin’ ny fitenin’ Isiraely», hoy izy, «no nihirana ny Salamo tao amin’ ny tempolin’ i Jehovah;ka moa tsy hiteny anglisy amintsika koa ve ny filazantsara?... Tokony ho kely kokoa va ny fahazavana horaisin’ ny fiangonana 182
amin’ ny mitataovovonana noho ny tamin’ ny vao nangiran-dratsy?. . . Tsy maintsy hamaky ny Testamenta Vaovao amin’ ny tenin-drazany ny Kristiana. Tsy mifartaraka ireo samy mpampianatra tao amin’ ny Fiangonana. Ny Baiboly ihany no ahazoan’ ny olona ho tonga amin’ ny fahamarinana. «Ny iray nitana ny hevitry ny mpampianatra ngezalahy iray, ny anankiray ny an’ ny hafa. . . Ary ireo mpanoratra ireo samy manohitra ny hafa avy. Ahoana ary no hanavahantsika izay milaza ny marina sy izay milaza ny diso ? . . . Ahoana ?. . . Amin’ ny tenin’ Andriamanitra marina tokoa». -Ibid, boky 18, toko 4. Tsy ela taorian’ izany dia nisy mpampianatra katolika ngezalahy tapipahalzana, niady hevitra taminy niteny hoe: «Mahasoa antsika kokoa ny tsy ananantsika ny didin’ Andriamanitra noho ny tsy ananantsika ny an’ ny papa». Novalian’ i Tyndale hoe: «Mihantsy ny papa sy ny lalàny rehetra aho; ary raha miaro ny aiko Andriamanitra, tsy hisy taona maro akory dia hahatonga zazalahy mpampiasa angady tarihina hahalala bebe kokoa sy Soratra Masina noho ianao aho». — Anderson,Annals of the English Bible, pejy 19. Ilay fikasana nokolokoloiny hanome ny Testamenta Vaovao ho an’ ny vahoaka amin’ ny tanindrazany dia nihamafy orina izao, koa avy hatrany dia nanomboka niasa izy. Voaroaka niala ny tranony noho ny fanenjehana izy, ka nankany Londres, ary nanohy ny asany tao tsy voahelingelina nandritra ny fotoana fohy. Nefa nanery azy handositra ny herisetran’ ny papista. Toa nikatona tsy handray azy i Angletera manontolo, ka dia nanapakevitra hitady fialofana tany Alemaina izy. Tany no nanombohany nanonta ny Testamenta Vaovao tamin’ ny teny Anglisy. Indroa no niato ny asa; nefa rehefa nosakanana tsy hanonta izany tamin’ ny tanàna iray izy, dia nankany amin’ ny tanàna hafa. Nony farany dia tonga tany Worms izy, izay toerana niarovan’ i Lotera ny filazantsara teo anatrehan’ ny Filankevitry ny fanjakana foibe, taona vitsy talohan’ io. Nisy sakaizan’ ny Reformasiona maro tao amin’ io tanàna tranainy io, ka dia afa-nanohy ny asany tao tsy nisy nanakantsakana intsony i Tyndale. Vetivety dia nisy telo arivo ny Testamenta Vaovao vita, ary tamin’ iny taona iny ihany no natonta fanindroany izany. Nanohy ny asany tamin-kafanam-po sy tamim-pikirizana fatratra izy. Na dia nambenan’ ireo manam-pahefana anglisy tamin’ ny fomba faran’ izay mafy aza ny seranany, dia tafiditra an-tsokosoko tao Londres tamin’ ny fomba maro samihafa ihany ny tenin’ Andriamanitra ary avy dia niely eran’ ny tany anglisy. Niezaka ny hanafoana ny fahamarinana ireo mpomba ny papa, nefa tsy nisy vokany izany. Indray andro dia novidin’ ny Evekan’ i Durham tamin’ ny mpivaro-boky anankiray sakaizan’ i Tyndale ny Baiboly rehetra teo ampelatanany, ny antony dia ny handorany azy, noheveriny mantsy fa hanakantsakana betsaka ny asa izany. Ny nifanohitra tamin’ izany anefa no nitranga, satria ny vola azo dia nividianana fitaovana nenti-nanonta ny vaovao sy tsaratsara kokoa, izay tsy ho azo natao ràha tsy noho io antony io. Rehefa nogadrana i Tyndale taty aoriana, dia nilazana izy fa hafahana raha lazainy ny anaran’ ireo nanampy azy tamin’ ny lany nanontana ny Baiboliny. Novaliany fa ny evekan’ i Durham no nanao mihoatra noho ny olona rehetra, satria novidiny ny boky rehetra tafajanona teo am-pelatanana, ary izany no nahazoany nandroso taminkerim-po tokoa. 183
- Page 139 and 140: Sorona mandrakizay. . . ny fijalian
- Page 141 and 142: izay hahatongavany tany amin’ i Z
- Page 143 and 144: Toko 10—Ny fandrosoan’ ny Fanav
- Page 145 and 146: amin’ ireo izay mitonona ho sakai
- Page 147 and 148: ihany no nanao ny zavatra rehetra.
- Page 149 and 150: nianjadian’ ny halozana sy ny fam
- Page 151 and 152: Olona avy amin’ ny saranga rehetr
- Page 153 and 154: Toko 11—Fanoherana nataon’ ny A
- Page 155 and 156: Raha nampiharina io didy io, dia «
- Page 157 and 158: ehetra izay mety hitandroana ny fil
- Page 159 and 160: Fanoherana io ho fanambaran’ ny f
- Page 161 and 162: havahanao aho». Vonon-kanao ny mar
- Page 163 and 164: izany. Tsy azonao atao ny miaro ny
- Page 165 and 166: tamin’ izany, raha nahatsapa fa m
- Page 167 and 168: Andriamanitra. Vetivety dia hita fa
- Page 169 and 170: tombon-tsoa azon’ ireo pretra noh
- Page 171 and 172: tokana ambaran’ ny Baiboly, ka ma
- Page 173 and 174: mpivarotra sy ny mpanao asa tanana
- Page 175 and 176: hamadika ny rahalahiny izy. Vahoaka
- Page 177 and 178: nisy «relika» malaza be dia be na
- Page 179 and 180: Fitiavana tsy hita fetra teo anatre
- Page 181 and 182: Bale, raha hitany fa nambenan’ ny
- Page 183 and 184: pahaizana mamirapiratra, ireo mpian
- Page 185 and 186: tany Holandy no niavian’ i Meuno
- Page 187 and 188: entirenty sy ny finoanoampoanan’
- Page 189: Io adihevitra io, na dia tamin’ n
- Page 193 and 194: fiainana an’ izany. Nolaviny ny z
- Page 195 and 196: amin’ ny toeran-kafa, hany ka tsy
- Page 197 and 198: fanantenana va ny fiezahako rehetra
- Page 199 and 200: Raha vao tafaorina tao amin’ ny f
- Page 201 and 202: sitrapony ! Roa taona lasa izay dia
- Page 203 and 204: tsy azo ovana ho fitsipiky ny marin
- Page 205 and 206: tsapany ny ilàny ny ran’ i Krist
- Page 207 and 208: Ny fotoana voambara eto — «roa a
- Page 209 and 210: hafatra, dia novalin’ i Farao tam
- Page 211 and 212: hazo». Ny tanin’ izy ireo dia za
- Page 213 and 214: «Ary ny mponina ambonin’ ny tany
- Page 215 and 216: pahalemana sy ny firindran’ ny fi
- Page 217 and 218: Ny filazantsara no ho afaka namaha
- Page 219 and 220: fahamarinana na ny hevi-diso ; nohe
- Page 221 and 222: frantsay) ny menavava nosintonina a
- Page 223 and 224: feonao sy nampiandrandranao ny maso
- Page 225 and 226: Toko 16—Tanin' ny Fahafahana Nial
- Page 227 and 228: teny nataon’ ny John Robinson, mp
- Page 229 and 230: nataon’ ireo papa sy ireo fivoria
- Page 231 and 232: Notazoniny ho fototry ny finoana ny
- Page 233 and 234: Toko 17—Mpitondra Hafatry ny Mara
- Page 235 and 236: Ny fiavian’ ny Tomponao no fanant
- Page 237 and 238: Tany Espaina sy Portigaly no faran
- Page 239 and 240: fahamaizinana izao. Nivory hivavaka
Toko 14—Ireo Mpanavao Fivavahana Anglisy taty

Aoriana

Raha mbola teo am-panokafana ny Baiboly nihidy tamin’ ny vahoaka Alemana i Lotera,

i Tyndale kosa dia nasesiky ny Fanahin’ Andriamanitra hanao torak’ izany koa tany

Angletera. Nadika avy tamin’ ny teny Latina ny Baibolin’ i Wiclef ka nisy diso betsaka. Tsy

natonta printy mihitsy izy io ary lafo loatra ny vidin’ ny boky soratanana ka olom-bitsy no

nahazo azy afa-tsy ny mpanankarena sy ny olona ambony; ary ankoatr’ izany, dia noraran’

ny Lglizy mafy izany ka azo lazaina fa tsy niely firy. Tamin’ ny taona 1516, herintaona

talohan’ny namoahan’ i Lotera ireo foto-kevitra nanoherany ny Indolzansy, dia navoakan’ i

Erasmes tamin’ ny teny Grika sy Latina, ny dikan’ ny Testamenta Vaovao nataony. Tamin’

izay no voalohany namoahana ny tenin’ Andriamanitra tamin’ ny teny nanoratana azy.

Betsaka ny diso nahitsy tamin’ ireo dikan-teny teo aloha, hany ka voaseho mazava kokoa

tao amin’ io asa io ny hevitry ny teny. Nitarika olona maro tao amin’ ireo nahita fianarana

hanana fahalalana bebe kokoa ny fahamarinana izany ka nanome ainga vaovao ho an’ ny

asan’ ny fanavaozana. Nefa ny sarambabembahoaka tamin’ ny ankapobeny dia mbola tsy

nanana ny Tenin’ Andriamanitra. I Tyndale no hameno ny asan’ i Wiclef amin’ ny

fanomezany ny Baiboly ho an’ ny mpiray tanindrazana aminy.

Mpianatra mazoto sy mpikaroka ny fahamarinana nafana fo izy, ary nandray ny

filazantsara avy tamin’ ny Testamenta Vaovao navoakan’ i Lrasmes tamin’ ny teny Grika.

Tsy nanan-tahotra izy nitory ny fampianarana naharesy lahatra azy, ary noantitranteriny fa

tsy maintsy sedraina amin’ ny Soratra Masina ny fampianarana rehetra. Izao no navalin’ i

Tyndale ny fihamboan’ ny Eglizy ho nanome ny Baiboly, ka dia izy irery ihany no afaka

manazava azy. «Fantatrareo ve izay nampianatra ny voromahery hahita ny hazany? Eny, ary

io Andriamanitra io ihany no mampianatra ny zanany noana hitady ny Rainy ao amin’ ny

teniny. Lavitra izany ianareo nanome anay ny Soratra Masina, fa ianareo indray aza no

nanafina izany taminay; ianareo no nandoro izay nampianatra izany, ary raha azonareo

natao. dia ny Soratra Masina mihitsy no ho nodoranareo».—D’Aubigné, History of the

Reformation of the Sixteenth Century, boky 18, toko 4.

Nahaliana fatratra ny toritenin’ i Tyndale; betsaka no nanaiky ny fahamarinana. Nefa

mailo ireo pretra, ka raha vantany vao niala tamin’ ny toera-niasany izy dia tonga izy ireo

miezaka hanimba ny asany tamin’ ny fandrahonana sy ny dika vilana ataony. Ary matetika

loatra no nahomby izy. «Inona no tokony hatao?» hoy izy. «Raha mbola mamafy amin’ ny

toerana iray aho, dia simban’ ny fahavalo ny saha vao nilaozako. Tsy afaka ho amin’ ny

toerana rehetra amin’ ny fotoana iray aho. Raha mba manana ny Soratra Masina amin’ ny

tenin-drazany moa ny Kristiana, dia ho azony atao ny manohitra samirery ireto mpanao

hevi-diso ireto! Raha tsy misy Baiboly dia tsy azo atao ny mampitoetra ny mpiangona ao

amin’ ny fahamarinana».Ibid, boky 18, toko 4.

Fikasana vaovao izao no nameno ny sainy. «Tamin’ ny fitenin’ Isiraely», hoy izy, «no

nihirana ny Salamo tao amin’ ny tempolin’ i Jehovah;ka moa tsy hiteny anglisy amintsika

koa ve ny filazantsara?... Tokony ho kely kokoa va ny fahazavana horaisin’ ny fiangonana

182